|
|
|
|

Teny iditra1  miandry tafika
Singan-teny  2 miandry, 3 tafika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 miandry ny andro hiterahan' ny vehivavy anankiray bevohoka mba hikarakara azy amin' ny hifanany na hikarakara ny zaza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to wait for the birth of a child. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 attendre la naissance d'un enfant. [1.8]
Tovy hevitra  8 miandry vohoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12